|
|
|
|

Teny iditra1  ampitso lava
Singan-teny  2 ampitso, 3 lava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hataka andro sesilany: Ny ampitso lavan' ny mpitrosa no tsy tantiko [1.10#A487]
Ohatra  6  Laingolaingomparaky maro homana foly mainty maro mitady lazao ny teny tsy ho lainga aho ry zandry fa mamon'ny ampitsolava [2.131#]
Tovy hevitra  7 ampitso ampitso
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02